Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

realites

Parlons-en du racisme

Parlons-en du racisme Par Armand Mamy-Rahaga Je crois que le mot racisme mérite qu'on s'y arrête. Il présente l'avantage d'être compris par tout le monde. Il est compris grosso modo comme un synonyme de discrimination. C'est une erreur mais c'est l'usage....

Lire la suite

Maneno mampitandrina ny teny

Maneno mampitandrina ny teny

Maneno mapintandrina ny teny Tsilavina Ralaindimby Mahavariana ny lanjan’ny litera anatin’ny teny. Raha vao miova na mifamadika ny litera iray dia miova tanteraka ny hevitry ny teny. Ny laza lasa lazo, mankaleo. Ny tody lasa tady, mamatotra. Ny vava lasa...

Lire la suite

Faran'ny ady Fihavanana

Faran’ny ady, Fihavanana (MAMALAN-KIRA INDRAY VANF) Hita mazava tsara amin’ny sary fa mbola nisatroka nanao ilay béret lasa famantarana azy Manandafy tamin’ny fisamborana azy teo amin’ny Carlton. Rehefa hakarina ho anaty fiara izy dia tsy nisatroka intsony....

Lire la suite

Firenena toy inona ?

Firenena toy inona ?

FIRENENA TOA INONA ? par Tsilavina RALAINDIMBY Sarotra amin’ny olon-tsotra ny hino fa tena misy fitiavana ny Tanindrazana tokoa amin’ny fitondran-tena sy fihetsiky ny manam-pahefana samihafa hatramin’ izao. Ny manam-pahefana izany tsy midika hoe ny mpitondra...

Lire la suite